Entry vato mitsangana (vato, tsangana)
Part of speech expression
Malagasy definition vato fahatsiarovana; vato ajoro eo ambony fasana na amin' ny toerana an-kavoana amoron-dalana mazàna misy soratra fampahatsiarovana [Rajemisa 1985]
Synonyms vatolahy

Entry Vatomitsangana (vato, tsangana)
Part of speech name (toponym) [full list]
Vocabulary 
Toponymy vato, tsangana

2013/06/01