Entry | 1 vatofantsika |
Elementary words | 2 vato, fantsika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Fonjam-by alentika any anaty ranomasina mba hitana ny sambo tsy handeha |
Explanations in English |
5 [1.2] (vato fantsika) an anchor, lit. a fixing stone, probably so called because a stone was the primitive form of anchor also one who cannot leave his position or business. 6 [1.7] an anchor |
Explanations in French |
7 [1.8] ancre |
Examples |
8 Voankazo tsy fahita io ka samy faly erý ny mpandeha nihinana azy raha vantany vao tafakatra ny vatofantsika. [2.356#] |
Vocabulary |
9 Navigation |
Other spellings | 10 vatofantsika |
Synonyms | 11 andrisa |
Article |
12 Randzavola: vatofantsika ao amin' ny Baiboly |
Updated on 2023/06/04 |