Entry vatoafo
Elementary words vato ; afo
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazam-bato mainty mafy, fakana afo fa mora miteraka afo rehefa ampifampikasohina; fanaovana kapaika [1.1]
Explanations in French Silex [1.3, 1.13]
 Pierre à feu [1.3]
Examples Ny entana namidy dia lamba, vilia aman-tsotro, vilany, basy, vanja, vatoafo, firavaka, toaka. [2.508]
Vocabulary 
Synonyms vatofalia

Anagrams 

Updated on 2023/04/20