|
|
|
|

Entry1  varotry ny mananotena
Elementary words  2 varotra, 3 manano, 4 tena
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 varotry ny mpivarotra misalasala noho izy sady ta hahazo vola no toa tsy mahafoy entana [1.1]
Explanations in French  7 litéralement: commerce des veuves; figuré: vente faite avec hésitation, dans la crainte de se tromper [1.3]

Updated on 2025/10/11