|
|
|
|

Entry1  varo-boba
Elementary words  2  varotra, boba
Part of speech  3  noun or adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] varotra mora dia mora
5  [1.13] varotra ambany vidy noho ny vidiny andavanandro
Explanations in English  6  [1.7] sold very cheaply
Explanations in French  7  [1.3] très bon marché, à vil prix
8  [1.13] solde
9  [1.8] vendu à vil prix
Examples  10  Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. [2.470#]
Vocabulary  11  Economy: finances, management

Updated on 2023/05/23