Entry varivary
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Tsy tena mamo, falifaty noho ny hantamoana, mienjina, jaonjaona
Atriatry, salasalany, tsy kely tsy lehibe (filaza indrindra amin' ny hazandrano) [1.1]
Explanations in French Rendu joyeux par la boisson; moyen, ni grand ni petit, se dit surtout des poissons [1.3]
Proverbs 

Entry varivary
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vakin-kazo lava marotsaka fantsihana amin' ny lohatrano ka ipetrahan' ny tafo: Volotsangana no fanao varivarin' ny tafo
Fiteny: Ianao no vovonana iadian' ny lohany, varivary andrian' ny tafo: enti-milaza olona ipetrahan' adidy amana andraikitra lehibe [1.1]
 Tetitetika hazo lava madinika ampiasaina amin'ny rafitra [1.13]
Explanations in French Lattes transversales des toits [1.3]
 Latte [1.13]
Derivatives 
 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31