Entry | 1 varinesy |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Zavatra ahosotra ny hazo mba hampalambolambo ary hampamirapiratra azy 4 [1.13] karazan-dranoka ahosotra na atifitra hampangirana zavatra iray |
Explanations in French |
5 [1.3] vernis 6 [1.13] vernis, émail |
Examples |
7 [2.332#] Voamboana no nanaovana azy, ary voahosotra varinesy. 8 [1.437#] Mamindra amin' izay izy amin' ny tongotra mingadongadona tsara voavitsy, sady vita varinesy amin' ny savony - fara-kaingo izany tamin' izay. |
Compound words |
|
Anagrams | 13 varinesy, vesariny |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |