Entry variana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Very hevitra: Very ny firavako sarobidy ka variana aho
Lasa eritreritra: Variana aho mijery ireto tanora betsaka, tsy maintsy hitadiavana asa rahampitso
Mifantoka amin' ny zavatra tokana ny saina ka manadino izay tokony hatao, sondriana, revo: Varian-dalao izy ka tsy nahatsiaro sakafo akory [1.1]
Examples Variana Randrianaivo mahita ireto olona marobe mbola tsy misy fantany, fa vao vahiny vao tonga avokoa. [2.324]
Derivatives 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/16