Entry variaminanana (vary, amy, anana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vary misy teti-kena sy karazan' anana samihafa (anatsonga, anamamy, voatabiha, tongolo...) handroina miaraka. Intelo miantoana no fahandro ny variaminanana: ny teti-kena aloha, dia ny anana, ary izay vao ny fotsimbary rehefa mangotraka ireo [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31