Entry (1/2) | 1 varanga |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Hazakazaka, fandehanana haingana dia haingana: Manao varanga (jereo rarangy) |
Entry (2/2) | 4 varanga |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Hena masaka, alona ao anaty menaka mba haharetany sy hahatsara tairo azy. |
Vocabulary |
7 Economy: food |
Other spellings | 8 varangankena |
Compound words |
|
Updated on 2023/06/05 |