| Entry | 1 vantozy |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 [fr, ventouse] Tamaboha antonontonony apetaka amin' ny hoditra mba hampisy fahamaimaizana, amin' ny fanafoanana ny rivotra ao anatiny, ka hitsaboana ny aretina amin' io faritra io
[1.1] |
| Vocabulary | 4 Health |
| Updated on 2025/09/12 |
|