Entry |
vantotr > vantotra
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Enti-milaza olona na biby tanora efa ho lehibe [1.1]
|
Explanations in English | Something already large but not yet arrived at maturity; a young animal, etc. [1.2]
|
Explanations in French | Se dit de l'homme et des animaux qui viennet de parvenir à la grosseur ordinaire de l'espèce [1.3]
|
Examples |
1 | Hianao vantony, izaho maitso volo
[2.69]
|
2 | Mimenomenona hoatra ny ampelam-bantotra
[2.558]
|
3 | Ka tamin' ny farany dia izahay vanto-dahiny no nifidianana
[2.643]
|
4 | Torimasom-bantony nahazo fandria-malemy no nanapitra ny andro tontolo
[2.643]
|
5 | Ary hanatitra fanatitra hohanina izy, dia iray efaha isam-bantotr' ombilahy sy iray efaha isan-ondrilahy koa
[2.996]
|
|
Morphology |
Simple : |
vantotra,
vantony,
vantotr',
vanto- |
Present : |
-bantotra,
-bantony,
-bantotr',
-banto- |
|
Derivatives |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Proverbs |
|