Entry vantana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mahitsy: Vantana ity lalana ity fa aroho
Tsotra tsy misy olakolaka: Vantana ny ankizy raha miteny
Tsotra tsy misy aingitraingitra na haingonkaingony: Vantana loatra izany hira izany! [1.1]
Explanations in French Droit, sans détours, ouvert, simple, clair, par où l'on passe aisément, correct: Vantana ny ankizy madinika, raha milaza zavatra (Les enfants parlent sans détours, sont ouverts, simples, quand ils disent quelque chose) ~ Vantana loatra ny hiranareo (Votre chant est trop simple) ~ Vantana io lalana io (Ce chemin est droit, facile) ~ Vantana ny fiteniny (Son language est clair, correct) [1.3]
Explanations in English Straight forward, open [1.7]
Examples 
1Tsotra ny teninareo, ka mba tsotra sy vantana koa no havaliko azy. [2.587]
2Fa ny fantatra ho niara-nandrongatra sahala amin' ny vantana iray, dia ny ala atsinanana rehetra sy ny faritany manamorona azy. [2.472]
Derivatives 

Entry vantana
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Voan' ny aretin-kibo ka mivalana tsy mahatsiaro tena: Vantana ao Ibalita hatramin' ny aninaraina [1.1]
Explanations in French Qui a la diarrhée [1.3]
Vocabulary 

Updated on 2023/10/24