Entry vanofotsy
Elementary words vano ; fotsy
Part of speech noun
Explanations in French Héron blanc. Ardea alba, L. [1.3]
 La grande aigrette (Casmerodius albus) [4.22]
Scientific name Ardea alba, Casmerodius albus
Examples Ary izao koa no fomba ny heniheny dia azo angalana laoka hafa indray hihinanana vary, fa eo ny voronandrano, sy ny vanofotsy, sy ny vanomainty, sy ny vorompotsy, sy ny talèvana, sy ny angaka, sy ny arosy na haralahy, sy ny faralámbotra, sy ny fotsielatra, sy ny kitanotano, sy ny tsiriry, sy ny vivy, sy ny otrika. [2.48]
Vocabulary 
Synonyms langaraka ~ langorofotsy

Updated on 2023/10/24