Entry vaniana
Part of speech noun
Malagasy definition Ny kibo malemy, faritra ambany indrindra amin' ny kibo (ny faritra amin' ny ilany roan' ny vaniana dia atao hoe: "lohavaniana" ary ny ao an-damosina "valahana") [Rajemisa 1985]
Vocabulary 

Entry vaniaña
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] valahana, andilana, lanivoa [Rakotosaona 1975]
Synonyms vania

2010/05/06