Entry vango
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tambahoaka] vely, famelezana [Rakotosaona 1975]
  [Taisaka] dona, vely [Rakotosaona 1975]
  [Tanala] famelezana, fikapohana [Rakotosaona 1975]
 Famelezana izaitsizy; fanesokesohana (sakafo) tsy misy fiatoana [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry vango
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sakalava] Karazan-trondron-dranomasina izay tsy saro-pantarina amin' ny kirany madinika betsaka izay mihintsana ho azy raha vao fihinina mafimafy ny trondro; matsiro nofo, saingy bebe taolana ny vango: halavany: 75 sm (midina any an-dranomasina ny vango rehefa hanatody eo amin' ny volana Zanvie ka hatramin' ny volana Marsa) [Rajemisa 1985]
French translation variété de poisson de mer [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31