Entry vanditra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny mivohitra mitsoriaka lavalava (toy ny dian' ny tady namatorana na ny tsora-kazo nikapohana)
Ny tady voarandrana natao haingon' akanjo [1.1]
Derivatives 

Updated on 2020/07/31