Entry | vandana | |||||||||
Part of speech | adjective | |||||||||
Explanations in Malagasy | Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. 1 Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. Hena vandana na vandan-kena: nofon-kena misy taviny mipentimpentina, fahita indrindra eo amin' ny sorokena Fafa vandana: fomba famafa ratsy fa etsỳ sy erỳ fotsiny no ampandalovina ny kifafa [1.1] | |||||||||
Maramara misy sorany mifangaro: Avereno any ity taratasy vandana ity fa tsy misy hilana azy. 1 Tsy tsotra sy madio fa ratsiratsy toetra. Hena vandana na vandan-kena: nofon-kena misy taviny mipentimpentina, fahita indrindra eo amin' ny sorokena Fafa vandana: fomba famafa ratsy fa etsỳ sy erỳ fotsiny no ampandalovina ny kifafa [1.1] | ||||||||||

Explanations in English | Spotted, speckled, of mixed colors; cf. sada [1.7] | |||||||||
Explanations in French | Moucheté, marbré [1.8] | |||||||||
Examples | Ny ahy aleoko vandana imaso toy izay vandana ivoho.
[2.472] | |||||||||
Derivatives |
| |||||||||
Compound words |
| |||||||||
Zoonyms |
| |||||||||
Phytonyms |
| |||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word vandana | |||||||||
Updated on 2023/10/18 |