Entry valviola
Part of speech noun
Explanations in Malagasy [frantsay valvule] Takela-kakaninkanina toa matezaroritina ao amin' ny rindrina anatin' ny fo na ny fantson' ny lalandra, tsy mifefy ka mandray ny ra tonga ao aminy, nefa kosa manakana ny ra tsy hiverin-dalana [1.1]
 Takelaka afaka mizozotra ao amin'ny rindrin'ny fo na lalandra anatiny ka misakana ny ra tsy hiverina [1.13]
Explanations in French Valvule [1.13]
Vocabulary 
Origin French: valvule.

Updated on 2020/07/31