|
|
|
|

Entry1  valavala
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Tapa-kazo lavalava fitorahana vorona; kipikipy
Sahisahy miteny, be vazivazy sady mampihomehy no mahasosotra: Valavala loatra io zazalahy io ka tsy azoazoko
Examples  4  Fadio ny teny vetaveta, resaka valavala, voso-dratsy, mbamin' ny teny tsy mendrika rehetra, fa aleo aza manao teny fisaorana. [2.996#56.005.004]
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Passive verbs :
7  Relative verbs :
8  Names :
9  Adjectives :
Proverbs  10  Proverbs containing the word valavala

Anagrams  11  lavalava, valalava, valavala

Updated on 2020/07/31