Entry valaketraka
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Toetran' ny olona mipetraka mivalandotra, tsy manana ahiahy
Rera-tsaina eo am-pieritreretana, tsy mahahetsika, mivarahontsana: Valaketraka foana teo izahay raha nandre ny namonoan' ny sasany ny filoham-pirenena [1.1]
Derivatives 
Synonyms valahetraka

Updated on 2020/07/31