Entry vaky barara
Elementary words vaky ; barara
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Voapotsitra ka miseho miharihary ny ratsy na ny lainga natao; menatra fa hita na naseho miharihary ny hadisoana nafenina, vaky lainga
Jereo bantsilana [1.1]
Explanations in English Confounded by the evidence [1.7]
Explanations in French Mis à découvert [1.8]
Examples 
1Vaky barara ny laingany! [2.587]
2Naka aina kely Ravokatra ary vaky barara ka nilaza tamin-pahatsorana hoe: Ny hakamoabenao re, raha tianao ho fantatra. [2.470]

Anagrams 

Updated on 2023/02/11