|
|
|
|

Entry1  vaditsindrano
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 [vady tsindrano] vehivavy alain' ny Andriamanjaka na ny zanak' andriana ho vady amin' ireo Tsindranovavy na amin' ny mpanompovaviny
4 vady an-tsiraka, vady an' efitra, tokantranomaso, vazo, sakaiza ratsy, ranitra, sengy [1.1]
Explanations in English  5 [vady tsindrano] a slave or a person of low rank taken as a concubine [1.2]
Explanations in French  6 [vady tsindrano] concubine prise par le souverain ou par un prince parmi les Tsindranovavy ou parmi les esclaves [1.3]
Examples  7  haja ìhany ny vady sy ny vaditsindrano. [1.38]
8  Misy mpanjakavavy enimpolo, vaditsindrano valopolo, ary zatovovavy tsy hita isa [2.996]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Vocabulary  11  Relationships: family
Article  12 Randzavola: vady tsindrano ao amin' ny Baiboly (=> fanambadiana)

Updated on 2026/02/04