Entry tsy refesi-mandidy (tsy, refy, didy)
Part of speech expression
Explanations in Malagasy enti-milaza ny mpitondra manao jadona
Mitovy hevitra: mandidy tokana ~ mpanao teniko fe lehibe ~ mpanao teny jadona ~ mpanao teny tsy valiana ~ tsy zehena [Rajemisa 1985]
Examples Azo adika ho finiavan' ny mpitondra hametraka fitondrana tsy refesi-mandidy ve izany? [SeFaFi ]

Updated on 2020/07/31