Entry tsy mizara henamaso
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy mahay manaja, tsy miraharaha izay fihavanana fa manararaotra tsy misy indrafo raha vao misy hadisoana kely ataon' ny hafa [1.1]

Updated on 2020/07/31