Entry | tsy midi-drova | |
Elementary words | tsy ; miditra ; rova | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina [1.1] | |
Updated on 2023/08/02 |