|
|
|
|

Entry1  tsy midi-drova
Elementary words  2 tsy, 3 miditra, 4 rova
Part of speech  5  locution
Explanations in Malagasy  6 enti-milaza ireo zavatra na olona norarana tsy hididrova; maro tokoa ireo toy ny zava-maranitra (fiadiana) ny olo-meloka, ny hena ratsy, ny toaka sy ny rongony tamin' ny andron' Andrianampoinimerina [1.1]

Updated on 2025/09/12