Entry tsy maty tsy akory fa mbola matory
Elementary words tsy ; maty ; tsy akory ; mbola ; matory
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ilazana ny olomalala na ny olomanga izay tsy miala ao am-po ny fahatsiarovana azy na dia efa maty aza, na noho ny fitiavana azy be dia be na noho ny asa makadiry vitany [1.1]

Updated on 2023/11/20