Entry tsy maninon-tsy maninona
Elementary words tsy ; maninona
Part of speech adverb [full list]
Explanations in English Nothing at all, all right [1.2]
Explanations in French Cela ne fait rien, il se porte bien [1.3, 1.5]
Examples 
1ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona. [2.69]
2Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo [2.69]
3Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. [2.558]
4Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona" [2.285]
Morphology 
Present : tsy maninon-tsy maninona
Past : tsy naninon-tsy naninona
Future : tsy haninon-tsy haninona

Updated on 2023/10/17