Entry tsy mandray ravin' avaratra
Elementary words tsy ; mandray ; ravin' avaratra
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny olona mpanankarena tsy mety hitakosina amin' ny raharaha ambanimbany [1.1]
Synonyms tsy mandray ravin-deno

Updated on 2023/11/21