Entry tsy mahomby
Elementary words tsy ; mahomby
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy tsara, tsy manjary, tsy misy vidiny [1.1]
Examples 
1Tsy mahomby miasa tany izy [1.1]
2Tsy nahomby ny tetik' ireo nandroba tany Toamasina [1.1]
3Tsy hahomby ny zokinao akory inao, fa aza minaikanaika aminy [1.1]

Updated on 2023/06/12