|
|
|
|

Entry1  tsy mahatsiaro tena
Root  2  tsy
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  enti-milaza ny olona torana na koa ny olona tsy mihevitra ny hajany fa mivarilavo amin' ny fitondran-tena ratsy [1.1]

Updated on 2020/07/31