Entry tsy maharitra ny mena miraviravy
Elementary words tsy ; maharitra ; mena ; miraviravy
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tsy maharitra amin' ny zavatra tsiriritina mafy fa dia raikitra mihinana [1.1]
Synonyms tsy mahari-boankena

Updated on 2023/06/23