Entry | 1 tsy hita noanoa |
Elementary words | 2 tsy hita, noanoa |
Part of speech | 3 locution |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] enti-milaza fahalavirana na halalinana sarotra faritana; be dia be, lavitra dia lavitra, lalina dia lalina |
Explanations in English |
5 [1.2] [tsy hita, not seen.] very deep. 6 [1.7] bottomless (of a chasm) |
Explanations in French |
7 [1.8] sans fond, très profond |
Examples |
8 Teti-karena tsy hita noanoa no voababony. [2.895] 9 tsy hita noanoa ny fahavoazana tao an-tanàna; [4.27] 10 Mampihena tsy hita noanoa ny fandaniana noho ny karaman' ny mpiasa izany. [2.472] |
Synonyms | 11 tsy hita hirangirana, tsy hita lavadavaka, tsy hita pesipesenina, tsy hita velively, tsy hita zambazamba |
Compound words |
|
Updated on 2023/11/20 |