Entry tsy hitahita akory
Elementary words tsy ... akory ; hitahita
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza fotoana niserana na nandalo dia nitrangan-javatra lehibe tsy nampoizina [1.1]
Examples 
1Tsenakely amin' ny traoheva no niatombohany kanjo naniry ho azy tsy hitahita akory ny trano biriky mivody vato miisa ampolony. [2.470]
2Niha-nisinda tsikelikely ny hafanana novimbinin'ny atoandro, nony nidify ilay fanilon'ny tany ka tsy hitahita akory dia nirotsaka ny fanala. [2.944]

Updated on 2023/11/20