Entry tsy
Part of speech adverb [full list]
Explanations in Malagasy Entina mandà, ka fametraka: 1) eo alohan' ny teny lazaina (amin' izay asiana no eo alohan' ny enti-milaza): Tsy Rakoto no namaky ny fitaratra ~ Tsy omby no hitanao fa soavaly
2) eo alohan' ny enti-milaza: Tsy omby io biby io fa soavaly ~ Tsy handeha aho
3) eo alohan' ny teny roa mifanohitra mifanarakaraka avy mba hilazana toetra anelanelany: Tsy kely tsy lehibe itay izy fa salasalany, na hilazana koa ny "rehetra": Tsy antitra tsy tanora fa samy revo amin' ny vola daholo rehefa mety ho olombelona
4) eo alohan' ny teny roa mifanarakaraka avy mba hanamafisana tsy fisian-javatra: Tsy kitay tsy vary maina ao antranony [1.1]
Explanations in English Not [1.7]
Explanations in French Ne pas [1.3, 1.8]
 Sans [1.3, 1.9]
 Non [1.3]
 Pas [1.8]
Examples tsy sompatra izy (il est sans malice) [1.9]
Morphology 
Simple : tsy, tsi-
Compound words 
Zoonyms 
Phytonyms 
Ethnonyms 
Titles Kaonty tsy vita (Rapatsalahy Paul)
Rehefa tsy misy ny dokotera
Tsy embona (Rabearivelo Jean-Joseph)
Tsy fidiny (Andrianaly Alfred)
Tsy hitony tsy akory (Rabearivelo Jean-Joseph)
Zaikabe -- Sarasara tsy ambaka
Toponyms 

Entry tsy
Part of speech conjunction [full list]
Explanations in Malagasy  [Taisaka] sy [1.78]
Compound words 

Entry -tsy
Part of speech morphological form of sy
Examples Vetsivetsy marain-tsy hariva zaho! [2.606]

Entry tsy
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Karazana vy, antsoina koa hoe "vy mahery", izay anaovana fiasana maro samihafa fandidiana na fandoahana (antsy, hety, hareza, sns...) [1.1]
Explanations in French Acier [1.3, 1.13]
Vocabulary 
Synonyms vy mahery
Compound words 
Phytonyms 

Anagrams 

Updated on 2023/09/04