|
|
|
|

Entry1  tsy misatry fanahy
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  Tsy manao danin' ny kibo fa manao adidy amin-kerimpo [1.1]
Examples  4  nefa tsy|misy misatry mba tsy|misy misatry fanahy na manao zara fa vita izy rehetra rehefa miasa ho an' ny fikambanany. [2.445]
Elementary words  5  tsy, misatry fanahy

Updated on 2023/11/20