|
|
|
|

Entry1  tsy mihambahamba (tsy)
Part of speech  2  locution
Examples  3  Ny fioirany, ny lahatra atolotr' Andriamanitra azy sy ny ankohonany no afaka hamaly tsy mihambahamba ny fihetsem-pony tsy misy diso! [2.470]
4  Vola be tsy toko tsy firohana no mihodina ao hany ka tsy mihambahamba ny mpandraharaha hanome kolikoly ny manampahefana isan’ambaratongany rehetra. [4.27]

Updated on 2020/07/31