Entry | 1 tsy maninon-tsy maninona |
Elementary words | 2 tsy, maninona |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in English |
4 [1.2#290] nothing at all, all right |
Explanations in French |
5 [1.3#281, 1.5#155] cela ne fait rien, il se porte bien |
Examples |
6 ka nony nisava ny setroka, dia indro teo ihany izy : tsy maty, tsy naratra, fa velona tsy naninon-tsy naninona. [2.69#25] 7 Aza matahotra foana, fa tsy haninon-tsy haninona hianareo [2.69#63] 8 Raha izy no mahandro patsa, tsy maninon-tsy maninona, fa raha izahay no mitono toho, dia ovany ho mandany laoka. [2.558] 9 Na inona na inona atao izany dia ahazoan-tsiny, kanefa raha tsy manao na inona na inona dia azo lazaina amin' ny fiteny ankehitriny hoe "tsy haninon-tsy haninona" [2.285#318] |
Morphology |
|
Anagrams | 13 tsymaninontsymaninona, tsy maninon-tsy maninona |
Updated on 2023/10/17 |