Entry tsotsotra (tsotra)
Part of speech adjective
French definition [duplicatif] [Abinal 1888]
Examples 
1Efitrano tsotsotra ny lakilasy. [FOFAFIPE: Rosovola, page 105]
2Dia nanandrana tsikelikely ary dia nividy fiasana tsotsotra. [Rakotozafy: Ratsimba, page 8]
3Teo vao nitonitony ny saiko, satria ny fiampangana ahy dia tsotsotra ihany. [Randriamiadanarivo: Sikajy, page 161]

2017/07/02