Entry (1/3) | 1 tsoraka |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mari-pijanonantsoratra (!) izay ampiasaina eo aorian' ny tenim-piontanana na mamarana fehezanteny misy fihetseham-po: Indrisy! mandalo tokoa izany taona! |
Explanations in English |
4 [3.1] exclamation point |
Explanations in French |
5 [1.5] point d'exclamation (grammaire) |
Vocabulary |
6 Linguistics |
Tables and plates |
7 Punctuation marks |
Entry (2/3) | 8 tsoraka |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Toetran' ny zavatra madinika sy marotsaka |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 16 tsoraka |
Part of speech | 17 noun |
Explanations in French |
18 [1.196] (vient de tsontsoraka). Nom des bambous lianes qu'on utilisait à des fins mystiques, comme symbole de la solidité des liens familiaux. Par exemple Nastus madagascariensis A. Camus (Poaceae), généralement dénommé voloandotra (Betsimisaraka). |
Vocabulary |
19 Botany |
Anagrams | 20 arotsak, asatrok, asokatr, koartsa, kosatra, rotsaka, satroka, sokatra, trosaka, tsoraka |
Updated on 2023/07/10 |