Entry | 1 tsitoavina |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Botany: tree |
Explanations in Malagasy |
4 Karazan-kazo madinidinika toy ny tapia, izay fihinan' ny landy ny raviny [1.1] |
Examples |
5 Famelomana ny lava ravina, sy ny tsitoavina, aharo ireo, totoina ny ravina, dia esorina ny faikia ny, dia asiam-panasina ny rano ny, dia ampisotroina ny zaza kely. [2.48] |
Updated on 2020/07/31 |