Entry tsitelotelo (telo)
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition Enti-milaza filaharana na fanokoana zavatra ka atao telo telo avy: Milahara tsitelotelo ianareo [Rajemisa 1985]
English definition three by three [Richardson 1885]
French definition trois à trois [Abinal 1888]
Examples Saika isan-kerinandro na isaky ny tapabolana no niantso anay tsiroatsoa, na tsitelotelo izy ireny araka ny fandaharana vitan' ny Foibe. [Ravelomanana: Lalana, page 40]

2017/05/17