|
|
|
|

Entry1  tsirinteny
Elementary words  2  tsiry, teny
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  Anarana ikambanana ilazana ny tovona, tovana ary tsofoka na sisika [1.1]
5  teny rehetra ankoatra ny fototeny [1.13]
Explanations in French  6  morphème [1.13]
7  affixe (grammaire) [1.5]
Vocabulary  8  Linguistics
Analogs  9  TOvana, TOvona, TSOfoka
Compound words 
Tables and plates  11  All the affixes

Updated on 2023/09/10