Entry |
tsirambina
|
Part of speech | noun or adjective
|
Explanations in Malagasy | Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. [1.1]
|
| Tsy misy fitandremana [1.13]
|
Explanations in French | Négligence [1.13]
|
Examples |
1 | Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely.
[2.470]
|
2 | Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely.
[2.470]
|
|
Derivatives |
Compound words |
|
|