Entry tsirambina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Tsy fitandremana: Manao an-tsirambina
Befahatany, tsy amim-pitandremana, zara fa vita: Ataony tsirambina daholo ny raharaha rehetra omena azy. [1.1]
 Tsy misy fitandremana [1.13]
Explanations in French Négligence [1.13]
Examples 
1Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470]
2Notantarain-jokiny azy mivady ny tsirambina nataon' I Lidy amin' ny fitaizana ny zazakely. [2.470]
Derivatives 
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31