Entry tsipoy
Part of speech noun
Malagasy definition Vorona manana toe-batana foniponitra tsara bika, mitovitovy amin' ny akoho kely reny; ny lahy maramara fotsy mipentina volomparasy ny tratrany sy ny vozony; ny vavy kosa, izay kelikely kokoa noho ny lahy, dia volombatolalaka mipentina fotsy madinika [Rajemisa 1985]
English translation a kind of partridge [Hallanger 1973]
French translation perdrix [Rajemisa: Vakoka]
 espèce de perdrix [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Quotes 
Articles 

Updated on 2020/07/31