Entry tsipalotra
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Hita mandalo vetivety, hita sendrasendra, tsy nampoizina; tsikaritra: Tsipalotro teny an-tsena i Dadanao aninaraina [1.1]
Explanations in French Vu rapidement, entrevu [1.3]
Examples Tsipalotro teo am-povoan’ ny vahoaka izy (Je l’ai entrevu au milieu de la foule) [1.3]
Derivatives 
Synonyms tsipaloka

Updated on 2020/07/31