Entry tsinontsinona (tsinona (tsy, inona))
Part of speech adjective
Malagasy definition Zavatra tsy misy; tsy fisian-javatra: Nanana izao tontolo izao tamin' ny tsinontsinona Andriamanitra
¶ Zavatra tsy misy antony, tsy misy fotony: Ianao koa taitra amin' ny tsinontsinona
¶ Tsy misy vidiny, tsy misy lanjany, tsy misy hasiny: Aza mandany andro amin' izay zavatra tsinontsinona ~ Olona tsinontsinona no fiheverako an' iny lehilahy iny [Rajemisa 1985]
English translation of no importance, of little worth [Hallanger 1973]
French translation rien du tout, sans importance [Hallanger 1974]
Examples tsinontsinona ny tanĂ nan' i Marovato. [Andraina: Mitaraina, page 226]

Updated on 2020/07/31