Entry tsinjovina (tsinjo)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Jerena avy amin' ny toerana ambony, jerena lavitra: Tsinjovy kely ange iretsy ombinay erỳ an-dohasaha e! Manao ahoana izany habeny!
Tandremana, ambenana: Tsinjovy tsara ny zandrinao, anaka, sao dia potraka [1.1]
Explanations in French Qu'on regarde en bas, au loin
Figuré: sur qui on veille [1.3]
Examples 
1Amin' ny fotoan' ny main-tany dia efa tsinjovina ny zavatra mety hitranga. [2.445]
2Manan-draharaha any avaratra izy, tsy hitako, miafina any atsimo, tsy haiko tsinjovina. [2.996]
Morphology 
Present : tsinjovina, tsinjoviko, tsinjovinao, tsinjoviny, tsinjovintsika, tsinjovinay, tsinjovinareo, tsinjovin', tsinjovin-, tsinjovim-, tsinjovi-
Past : notsinjovina, notsinjoviko, notsinjovinao, notsinjoviny, notsinjovintsika, notsinjovinay, notsinjovinareo, notsinjovin', notsinjovin-, notsinjovim-, notsinjovi-
Future : hotsinjovina, hotsinjoviko, hotsinjovinao, hotsinjoviny, hotsinjovintsika, hotsinjovinay, hotsinjovinareo, hotsinjovin', hotsinjovin-, hotsinjovim-, hotsinjovi-
Imperative : tsinjovy
Proverbs 

Updated on 2024/03/27